Mpanjaitra rafitra efa-joro
rafitra voa sokitra, rafitra endrika volamena, endrika voa-fono
rafitra amin’ny zoro voa tsentsina aminy fotoana haingana
Lys de Provence sy mpiara-miasa aminy dia manao sy mamorona rafitra efa-joro sy zava-kanto amin’ny endrika maoderina avy amin’ny fototra taloha mba hazahoany foana vokatra tena manokana no tsy manda ny fahalalana sy teknika ary ireo asa-vita ny matihanina taloha
Izy ireo dia manone sandany sy manohy ny asan’ny mpanakanto izay miara-miasa aminy. Izay no mahatonga izy ireo te ho mpanjaitra rafitra efa-joro
Fanaovana hendrika volamena, varahina, na vola fotsy, tena sokitra vita amin’ny hazo, rafitra efa-joro vita amin’ny hazo chêne, rafitra efa-joro tsotra nefa fitaovana ampiasaina maoderina miaraka amin’ny fampiratiana mifangaro amin’ny rafitra vita amin’ny viraty, Plexiglass ary hazo
fanaovana amin’ny endrika varahina na amin’ny volamena avo, volamena fotsy na Volafotsy, sokitra amin’ny hazo, rafitra efazo amin’ny « chêne »
rafitra boribory sy lavalava, rafitra efa-joro tsotra nefa fitaovana ampiasaina maoderina miaraka amin’ny fampiratiana mifangaro amin’ny rafitra vita amin’ny viraty « Plexiglass » ary hazo
Lys de provence - 394 260 111 R.C.S. FREJUS