Précédant Prochain
  • Lys de provence

    Mpanjaitra rafitra efa-joro

    Lys de provence
  • Famokarana, Fanamboarana ny simba

    rafitra voa sokitra, rafitra endrika volamena, endrika voa-fono

    Cadres
  • Efa mihoatra ny 25 taona izahay mamokatra rafitra amin’ny refy manokana

    rafitra amin’ny zoro voa tsentsina aminy fotoana haingana

Mpamorona rafitra kanto efa-joro, Fanamboarana ny simba, rafitra efa-joro

 Lys de Provence sy mpiara-miasa aminy dia manao sy mamorona rafitra efa-joro sy zava-kanto amin’ny endrika maoderina avy amin’ny fototra taloha mba hazahoany foana vokatra tena manokana no tsy manda ny fahalalana sy teknika ary ireo asa-vita ny matihanina taloha

Izy ireo dia manone sandany sy manohy ny asan’ny mpanakanto izay miara-miasa aminy. Izay no mahatonga izy ireo te ho mpanjaitra rafitra efa-joro


Asa tanana, vita frantsay

Fanaovana hendrika volamena, varahina, na vola fotsy, tena sokitra vita amin’ny hazo, rafitra efa-joro vita amin’ny hazo chêne, rafitra efa-joro tsotra nefa fitaovana ampiasaina maoderina miaraka amin’ny fampiratiana mifangaro amin’ny rafitra vita amin’ny viraty, Plexiglass ary hazo


Sary napetraka farany


Nefertari gravé aïspiri


Hendrika